You are here

Fisaorana tamin'i Hajalalaina sy Lalatiana

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 01/09/2007 - 16:21

Hajalalaina sy Lalatiana dia maneho fisaorana anareo rehetra izay tonga nanotrona azy ireo tamin'ny fisoratam-panambadiany teto Roma ny 18 aogositra lasa teo. Isaorana toa izany koa izay tonga niara-paly taminy tany Venise. Ary tsy adino ny misaotra ireo izay tsy afaka tonga nefa niombom-po sy nitondra am-bavaka azy ireo.