You are here

Fisaorana avy amin'ny Fikambanan-drelijiozy Md Joany Batista.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 12/01/2009 - 13:03

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotray relijiozy ao amin'ny Fikambanan'i Masindahy Joany Batista ho antsika rehetra.

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotray relijiozy ao amin'ny Fikambanan'i Masindahy Joany Batista ho antsika rehetra.

Koa hafaliana lehibe ho an'i masera Nirinarisoa Zaranaina Marie Nina  rahavavinay ny misaotra sy mankatelina anareo havana aman-tsakaiza rehetra izay tonga nanotrona sy niombom-bavaka taminy nandritra ny Sorona Masina.

Tsy ho voavalinay Masera ny soa nataonareo, fa Andriamanitra no hamaly soa anareo rehetra, ary ny vavaka no am-panatenainy ho antsika rehetra.

Misaotra betsaka.