You are here

Fisaorana avy amin'i P. Donatien Rasolomahafaly

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 26/11/2009 - 23:25
Mankasitraka sy mankatelina an'ireo rehetra nivavaka sy tonga
nanotrona mivantana tamin'ny fanohanana ny fikarohana natao. Isaorana
an'Andriamanitra fa tsy dia nanahirana be araka ny nanahiana azy.
Manao veloma koa fa efa hitodi-doha any an-tanindrazana mandra-pameno indray izay tokony hofenoina amin'ny manaraka.

Samy ho tahin'Andriamanitra.

 

P. Donatien Rasolomahafaly.