You are here

Filazana manjo : nodimandry i Sr. Florine Razanamiandrisoa

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 27/05/2011 - 18:24

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia
nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45.
Rahampitso Asabotsy 28 Mai 2011 amin'ny 3 ora hariva no atao veloma farany ao
amin'ny La Chapelle ny Soeurs de Saitn Jean Baptiste - Via del Casale di San
Pio V n° 1
- 00165 ROMA RM. Tel 06-6638977

Misaotra anareo miombon-kalahelo aminay.