You are here

Filazana manjo

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 21/08/2010 - 10:53

Amin'ny finoana sy fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Reny malalanay : Rajarison Julienne Lalao (teraka Razanadraibe) dia nodimandry teo amin'ny faha 64 taonany ny Zoma faha 20 Aogositra 2010