You are here

Fihaonamben'ny Malagasy aty am-pielezana.

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 10/02/2020 - 14:31

 

Manentana antsika Malagasy aty Italia ny masoivohon'i Madagasikara eto Roma mba handraisantsika anjara feno amin'ilay Fihaonamben'ny Malagasy aty am-pielezana, andiany faharoa, izay hatao amin'ny volana aogositra 2020 ao Antananarivo.

Ampitao ny hafatra ho an'izay tsy mahita ity.