You are here

Fifampiarahabana taona vaovao : Fisaorana avy amin'ny Masoivoho

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 17/02/2019 - 10:42

 

 

Vita soa tamin'ny alahady 10 febroary teo ny fety fifampiarahabana amin'izao taona vaovao 2019 izao ka indro ampitaina amintsika eto ny fisaorana avy amin'Andriamatoa Mpiandraiki-draharaha sy ny Mpiara-miasa rehetra eto amin'ny Masoivoho, ho an'ny malagasy mpiray Tanindrazana, na ny teto Roma sy ny manodidina na ianareo avy any amin'ny faritany nahafoy fotoana sy harena tonga nanome voninahitra izany fanasana izany.

 

Ny sary sy horonana tamin'izany dia azonao jerena : ATO.