You are here

Fiaraha-mivavaka ny Alahady 26 Novembre 2006

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 19/11/2006 - 19:45

Faly miarahaba antsika rehetra, no sady manentana ny fanamasahantsika hatrany ny fiaraha-mivavaka. Ka amin'ny Alahady 26 Nov. ho avy io (Alahady
fahefatra amin'ny volana) dia any amin'ny tranon-dry Masera "Notre Dame de Cenacle" no hatao izany, manomboka amin'ny 10 ora maraina. Hisy fiaraha-misakafo sy dinidini-pianakaviana amin'io, aorian'ny Lamesa, ka iangaviana mba samy hitondra izay zaka toy ny fanao.

Ny lalàna mankany ve? Bus 990 eny @ piazza cavour, (direction Pieve Codore) dia miala eo amin'ny arrêt Piazza madonna del Cenacolo, miakatra kely, avy eo mivily miankavanana mandray ny sampanana voalohoany hitanao eo ny lalana Via Vincenzo Ambrosio, ary ny n°9/11

Raha mandray ilay train direction Cesano dia miala eo amin'ny station BALDUINA, mamonjy ny lalana Via U de Carolis tsy mivily fa mikatra fehizay hatrany amin'ny Piazza Madonna del cenacolo avy eo dia mandray ny Via Vencenzo Ambrosio sahala iry aloha.

Raha sendra ka very lalana dia tél 06 35 40 11 42

Tongava soa.