You are here

Fianarankira Noel 2006

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 24/11/2006 - 10:38

Ho fanomanana ny Krismasy hiarahan'ny malagasy eto Roma sy ny manodidina dia efa nanomboka ny fianarankira koa dia manasa ny rehetra tsy ankanavaka hiaraka hanomana izany.

Ho fanomanana ny Krismasy hiarantsika malagasy eto Roma dia efa nanomboka tamin'ny alahady 12 novembre 2006 ny fianarankira koa dia manasa ny rehetra tsy ankanavaka na katolika izany na protestanta hiaraka hanomana izany.

Ny toerana dia ao amin'ny Via Massimo 114/C, ary ny fotoana dia isaky ny alahady hariva manomboka amin'ny 4 ora tolakandro.

Misaotra antsika rehetra

y zavatra r amin'izany, koa dia mana antsika rehetra ho t