You are here

Fialantsiny avy amin'i M. Jules

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 27/02/2006 - 21:51

Noho ny lafiny izay tsy miankina aminay dia voatery nakatona ao anatin'ny fotoana tsy voafetra ny Trano Fanaovana Lanonana "Club Millenium Madagascar". Hilazana ihany isika rehefa misokatra indray ny trano.