You are here

Fetin'ny Fahaleovantena malagasy eto Roma.

Nampidirin'i Rondro ny Thu, 13/06/2019 - 07:17

 

Ny sabotsy 29 jiona 2019 manomboka amin'ny 5 ora hariva no  hanasana antsika rehetra amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena ao amin'ny foiben'ny masoivoho, via Riccardo Zandonai 84, Roma.