You are here

Fetin'ny Fahaleovantena malagasy any Reggio Emilia.

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 15/05/2019 - 08:50

 

Ho antsika tapaka sy namana rehetra,
Hafaliana ho anay Malagasy atý amin'ny faritra avaratr'i Italie no manasa antsika rehetra hiaraka  hankalazana aminay ny faha-59 taona ny
nahazoantsika ny fahaleovantena.
Tongava maro, miandry anareo izahay.

Soeur Françoise.