Nampidirin'i Rondro ny Tue, 21/05/2019 - 19:36
Tonga ity ilay andro lehibe izay nandrasantsika dia ny fankalazana ny fetim-pirenentsika malagasy izay ho atao ao amin'ny Via delle Industrie, 17 - Settala (MI).
Ho atolotray tsy ho ela ny fandaharampotoanan`io andro io.
Aza misalasala ary ianareo satria misy fetrany ny tapakila ary mifarana amin'ny 15 jiona ny famandrihan-toerana.
Tongava maro fa miandry anareo izahay.
Gianni & Lala.