You are here

Fetim-pirenena 2018 any Reggio Emilia

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 08/04/2018 - 10:29

 

Hafaliana ho an'ny Malagasy any amin'ny tapany avaratr'i Italia ny manasa antsika namana rehetra hiara-paly amin'izy ireo amin'ny Fankalazana ny Fetim-pirenena izay ho tanterahina ny alahady 10 jiona 2018 ao Villa Bagno (RE) araka ity fanasana ity.