You are here

Fanoloran-tena mandrakizay, Maseran'ny Raguse

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 15/05/2006 - 09:51

Ny Maseran'ny Fo Masin'i Jesoa tao Raguse dia manasa ny Malagasy rehetra amin'ny fanoloran-tena mandrakizay ataon'ireo masera ao aminy. Misy masera Malagasy 4 ao anatin'ireo hanao voady farany.

[img]http://malagasy.it/media/raguse.jpg[/img]