You are here

Fanasana Voady Masera N-S-Compassione

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 16/08/2009 - 14:22
Ny Maseran'ny Notre-Dame de Compassion dia manasa antsika hiara-mankalaza an'Andriamanitra noho ny Voady Voalohany izay hataon'ny masera:
- Francesca Nambitsara DEON
- Oliva Veromanitra RAJERISON
- Silvia Holiherisoa RATSIMBAZAFY

mandritra ny lamesa izay hatao ny 14 septambra 2009 amin'ny 4 ora tolak'andro ao amin'ny Via di Bravetta, 587 - 00164 Roma (tel 0666150245 / 0666154852)

Visualizzazione ingrandita della mappa