![](http://www.malagasy.it/media/images/m/28907865_10155639246602261_55262687_n.png)
Fr José Herilalaina Andriamamonjisoa, ao amin’ny Fikambanana Karma
dia manasa antsika hanotrona sy hitondra am-bavaka ny fanamasinana azy ho Diakra
ao amin'ny Basilikan'i San Pancrazio, piazza di San Pancrazio 5/a, amin'ny asabotsy 10 martsa ho avy izao, amin’ny 4 ora tolakandro.