You are here

Bazary karakarain'ny vondron'ny vehivavy ao amin'ny Fiangonana Protestanta

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 25/11/2013 - 12:52

Ny fikambanan'ny vondron'ny vehivavy ao amin'ny "Communauté Protestante Francophone" eto Roma dia manasa antsika rehetra hanatrika ny bazary izay hataony ny 1 desambra 2013 ho avy izao manomboka amin'ny 1 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Via Firenze 38 Roma.


Sakafo malagasy sy afrikanina no ho hitantsika ao.

Ny fandraisana anjara dia 10 Euros.

Maniry ny fahatongavantsika rehetra.

Hafatra avy tamin'i Vololona.