You are here

Girotondo attorno al mondo. Insieme ai bambini del Madagascar

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 14/05/2010 - 12:18

Takariva an-kira, antsa, fampirantiana ary fanomezana mari-pankasitrahana ireo hosodoko nataon'ny ankizy ho an'ireo pretra karmelitana ho fankalazana ny faha-40 taona niorenany any Madagasikara.

Izany no hanasana antsika ny zoma 4 jiona 2010 amin'ny 19h30, eny amin'ny Bazilikan'i Mb Thérèse d'Avila, corso d'Italia 37 - Roma

 

madagascarweb