You are here

Fifampiarahabana 2006

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 15/01/2006 - 22:31

Ireto ny sary azo nandritra ny totorebiky ny Malagasy teto Roma ny 15 janoary 2006 izay natao indrindra hifampiarahabana sy hifampirariantsoa noho ny taombaovao.
Ialana tsiny raha somary maizina ny sasany.