You are here

Fetin'ny Ankohonana Katolika eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 24/10/2016 - 08:47

Hafaliana ho an'ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma no manasa antsika Malagasy eto Roma sy ny manodidina hiara-hiombom-pifaliana aminy amin'ny fetim-piangonana ny alahady 30 oktobra izao. Toa izao ny fandaharam-potoana:

- Amin'ny 12 ora: Sorona Masina ao amin'ny Paroasy Santa Maria della Visitazione - Via dei Crispolti 142/144 Roma

- Aorian'izay dia fiaraha-misakafo sy fikoranana ao amin'ny trano malalaky ny Paroasy - Via Alfredo Comandini 26

Samy mitondra sakafo sy zava-pisotro hifampizaràna.