You are here

Fetim-pirenena any Milan

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 11/05/2010 - 13:35

Mampilaza ny malagasy rehetra izahay fa ny faha-50 taonan'ny Fahaleovantenan'ny MADAGASIKARA dia hankalazaina ao CRAZY DANCE LISSONE via
monza 7
(Milan) izany fetim-pirenena izany, manomboka amin'ny fito ora hariva (19h00)
ary
mitohy mandra-maraina.

 

Ny fandraisana anjara dia 5 euro isan'olona ary mitondra
tsakitsaky sy zava-pisotro izay tiana ;

Izay latsaky ny 15 taona dia tsy mandoa fidirana.

Ny fanazavana fanampiny dia azo angatahana amin'ny : tel 339 819 53 97.