You are here

Fanasana avy amin'ny TEFY

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 03/04/2013 - 07:41

Ny fikambanan'ny Terak'i Fianarantsoa eto Roma dia faly manasa antsika tapaka sy namana hanatrika ny Sakafo Malagasy izay hataony ny 26 mai 2013 amin'ny 12 ora atoandro ka hatramin'ny 6 ora hariva.
Ny toerana dia ao amin'ny Via Pompeo Magno 25 (Miala metro A - Lepanto)
Ny fandraisana anjara amin'izany dia 10 Euro.
Koa miandry antsika rehetra
Fanazavana fanampiny M. Basile Tel. 3667086100