You are here

Voady voalohany tao amin'ny Fikambanan'ny maseran'i Masindahy Joany Battista

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 08/09/2021 - 22:40

 

Arahabaina indrindra i Sr Marie Rosine sy Sr Marie Pierrette fa tontosa ny 8 septambra 2021 teo ny fanoloran-tena voalohany sy nandraisan'izy ireo ny voaly amin'ny maha-maseran'i Masindahy Joany Batista azy mirahavavy. Hahavita be amin'ny hatao ary haharitra hatramin'ny farany amin'izay nanoloranareo tena anie ianareo. Mirary soa !