You are here

Voady farany nataon'izy telo mirahalahy ao amin'ny Fianakaviamben'ny Trinitera

Nampidirin'i Rondro ny Fri, 09/10/2020 - 20:26

 

Vita soa omaly alakamisy 8 oktobra ny fanolorantena mandrakizay nataon'izy telo mirahalahy ao amin'ny Fianakaviamben'ny trinitera dia i Fr. Marcellin, Fr. Honoré ary Fr. Toky.

Mirary azy telo mirahalahy ho tody soa amin'ny dingana manaraka dia ny fanamasinana ho diakra any Iserinia amin'ny  asabotsy 24 oktobra izao ho an'i Fr Marcellin sy Fr Honoré, ary any Teramo ny asabotsy 21 novambra ho an'i Fr Toky. Mahavità be ao an-tSaha ao e !