You are here

Ny vondrona Md Augustin nifampiarahaba nahatratra soa ny taona 2019.

Nampidirin'i Rondro ny Thu, 10/01/2019 - 18:51

 

Tamin'ny asabotsy 9 febroary teo no nanao koranam-pianakaviana tsotsotra ho fifampiarahabana fa tratra soa ny taona 2019 sy ho fanamafisana ny fifankatiavana, ny vondrona "Md Augustin" - izay vondrona mijoro sy mandray anjara feno eo anivon'ny Ankohonana katolika Victoire Rasoomanarivo eto Roma.