You are here

Mundialido 2019

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 16/06/2019 - 18:51

Lalao voalohany, Madagascar - El Salvador : 1 - 5
Lalao faharoa, Madagascar - Ecuador : 1 - 3
Lalao fahateo, Madagascar - Irlanda : 3 - 3

Hatreo aloha no vitantsika saingy tena nisy fivoarana ny lalao raha oharina amin'ireo andian-dalao tany aloha tany.

Misaotra ny teny ambony kianja, misaotra ireo niantoka ny vavan'ny pelozy nankahery hatramin'ny farany laughyes