You are here

Fiarahana kely taorian'ny Paka nataon'ny 'Vondrona Saint Augustin'

Nampidirin'i Rondro ny Tue, 30/04/2019 - 11:02

 

Ny fihaonana tsindraindray dia isan'ny manamafy ihany koa ny fivondronana ka nararaotina ny fotoana tokony hanomanana litorjia tamin'ny sabotsy 27 aprily teo mba ho tontoloandro iarahana mifampizara hafaliana sy sakafo ihany koa.