You are here

Fankalazana ny faha-enin-taonan'ny Vondrona Saint Augustin

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 29/08/2021 - 11:05

 

6 taona niorenana, 6 taona nikatrohana teo anivon'ny Ankohonana, 6 taona nifampitantanana tanatin'ny soa sy tanatin'ny sarotra ny Vondrona Saint Augustin ka nankalaza izany rehetra izany, omaly sabotsy 28 aogositra tany Orte.