You are here

Fananganana Olomasina an'i Jacques Berthieu - alahady nandritra ny Sorona Masina lehibe

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 21/10/2012 - 21:54

 

TAPANY VOALOHANY : teny amin'ny Kianjan'i Masindahy Piera, nandritra ny sorona masina manetriketrika nanambarana tamin'ny fomba ofisialy ny maha-Olomasina azy fito mianadahy dia ireo pretra roalahy dia mompera Jacques Berthieu sy Giovanni Battista Piamarta, ireo masera mirahavavy dia i Marianne Cope sy Carmen Salles y Barangueras, ary ireo lahika telo mianadahy dia i Kateri Tekakwitha, Pedro Calungsod ary Anna Schaffer.