You are here

Alatsinain'ny Paka 2011 teny Montecassino.

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 25/04/2011 - 21:51

 

Nahafinaritra loatra iny fitsangatsangana iny fa misaotra ny rehetra e. Dia misaotra ireo naka ny sary wink

Ny aumônier kosa dia manolotra fisaorana ho antsika : ATO.