You are here

Alahadin'ny Pentekôty niarahan'ny Ankohonana katolika teny Manziana.

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 23/05/2021 - 21:40

 

Alahady 23 mey 2021 no niarahan'ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo nankalazana ny andro Fidinan'ny Fanahy Masina. Misaotra ny fikambanan'ny frera Marista eny Manziana nampandroso.

Misaotra an'i Hanitra sy Hasina tamin'ny sary nifampizaràna.