You are here

Akon'ny fankalazana ny Andron'ny Vehivavy tany Bergamo

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 11/03/2019 - 18:51

 

Akon'ny fetiny vehivavy natao tao Caravaggio (Bergamo) ny 9 martsa 2019 teo. 
Mankasitraka sy mankatelina antsika rehetra tonga marobe nanotrona na ny teto an toerana na avy lavitra ( Venise, Roma, France, Suisse...)

Ny mpikarakara