You are here

Andron'i Madagasikara any Torino - Giornata del Madagascar a Torino

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 18/06/2011 - 14:18

Am-pifaliana tokoa no hanasan'ny Fikambanana Malagasy Miray (MA.MI) antsika Malagasy manontolo hanatrika ny Andro natokana ho an'i Madagasikara ao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali, via Giolitti 36 - 10123 Torino ny sabotsy 25 jiona 2011 ho avy izao hanomboka amin'ny mitataovovona.

 

Fandaharam-potoana :

Ore 12.00 : Visita a stand di comunità africane nel Cortile della Farmacia
Ore 14.00 : Convegno - prima parte: NATURA IN MADAGASCAR
moderatrice: Sylvie Coyaud

Ore 17.00 : Convegno - seconda parte: GLOBALIZZAZIONE: DAL MADAGASCAR ALL'AFRICA
moderatori: Adramet Barry e Bocar Kassambara

Ore 20.00 : Degustazione di prodotti del Madagascar
Ore 21.00 : Concerto per il Madagascar: musica folk tradizionale eseguita da artisti malgasci

 

MadPostCov

MadPost1

flyer1

flyer2

 

Manantena ny fahatongavantsika maro, mifampilazà !