Tu sei qui

Fankalazana ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Ramose Botovasoa teto Roma.

Inviato da Rondro il Lun, 16/04/2018 - 20:23

 

Misaotra indrindra ireo nizara ny sary sy horonana nandritra ny fiarahan'i Roma nankalaza ny Fanandratana ho Olontsambatra an-dramose Lucien Botovasoa ho Olontsambatra omaly 15 aprily 2018.
Vaovao : Olontsambatra Lucien Botovasoa.