Tu sei qui

Ny Fikambanana ADIAAMADA ao Frantsa, nandalo teto Roma.

Inviato da superadmin il Lun, 05/06/2017 - 23:27

 

Sary vitsivitsy tamin'ny fandalovan'ny Fikambanana ADIAAMADA, zanaky ny Arsidiosezy Avaratra sy Atsinanan'i Madagasikara monina ao Frantsa, ny faran'ny herinandron'ny Pantekôty iny.