Tu sei qui

Suoni e Sapori dal Madagascar

Inviato da superadmin il Dom, 16/06/2013 - 00:58

 

Takarivam-pikoranana namaranan'ny Fikambanana Mais Onlus ny taom-pikatrohana 2012/2013 ary nafanain'ny tarika Kanto sy Mevan'i Madagasikara (Ka.Me.Ma). Ny vola azo tamin'izany dia entin'izy ireo miatrika ny tetikasa "Fattoria biologica" any Antsirabe.