Tu sei qui

Giornata del Madagascar 2012 - Torino

Inviato da superadmin il Lun, 09/07/2012 - 15:19

 

Tontosa antsasakany sy andavany ny Andro iray natokana ho an'i Madagasikara, "Giornata del Madagascar 2012", tonga eto amin'ny andiany faharoa, tao amin'ny Théatre ATC, corso Dante tao Torino.