Tu sei qui

Roma III, Fihaonan'ny namana ao amin'ny serasera.org

Inviato da superadmin il Lun, 15/08/2011 - 22:54

 

Fanintelony izao tanatin'ny 6 taona no Ambohipihaonan'ireo namana ao amin'ny serasera.org teto Roma, izay no nahatonga ity fihaonana ity ho Roma III.

Tsy voatery ho ireo mambran'ny serasera ihany no afaka mandray anjara amin'izy ity fa izay manam-paniriana hanatrika izany. Koa ankoatr'ireo namana avy any Paris sy Alsace ary Grenoble, dia niara-nifalihavanja tamin'izany ihany koa namana Malagasy avy any Genova, Livorno ary Napoli.

Dia fanao mahazatra ihany koa ny fiihaonana amin'ireo Malagasy vitsivitsy tratr'antso eto Roma, ka teny amin'ny farihin'i Bracciano ary notohizana tamin'ny fitonoan-kena tany Cesano.

Indreto ny sary vitsivtsy nalaina tamin'izany.