Tu sei qui

Fanosorana ho arseveka an'i Mgr Eugene Martin Nugent.

Inviato da superadmin il Gio, 18/03/2010 - 23:04

 

Nandritra ny lamesa lehibe notarihan'i Kardinaly Tarcisio Bertone tao amin'ny bazilikan'i Md Piera ny tolakandron'ny alakamisy 18 febroary no nanolorana an'i Mgr Eugene Martin Nugent sy eveka roa hafa ny Bokin'ny Evanjely, ny peratra, ny satroky ny Eveka (mitra) ary ny tehina maha-mpiandry ondry raha nohosorana ho arseveka  izy ireo.

I Mgr Eugene Martin Nugent moa dia notendren'ny Ray Masina ihany koa ho "nonce apostolique", solontenany miasa any amintsika any Madagasikara misolo an'i Mgr Augustine Kasujja.