Tu sei qui

Fankalazana ny fanambadian'i Yvonne sy Christian

Inviato da superadmin il Dom, 28/06/2009 - 20:03

 

Natao teto Roma ny asabotsy 20 jiona 2009 ; sary zaraina araka ny fangatahan'izy mivady kely, ary tsy hadino ny firariantsoa ho azy ireo ho marina tokantrano sy haharitra hatramin'ny farany ka ho aina no fetra toa ny lamban'akoho.

(Misaotra an'i Volana sy Sabina nanolotra ny sary).