Tu sei qui

Voady voalohany nataon'i masera Marie Nina.

Inviato da superadmin il Dom, 11/01/2009 - 23:03

 

Miarahaba an'i Sr Marie Nina nahatontosa ny dingana voalohany  amin'ny fanokanana tena ho an'ny Tompo omaly 11 janoary 2009 teny amin'ny Casa Generalizia an'ny Fikambanan-drizareo relijiozy Md Joany Batista eto Roma.