Tu sei qui

Diaconat Fr. Sandy

Inviato da superadmin il Mer, 27/02/2008 - 07:52

 

Am-pifaliana no handraisan-tànana an'i Fr Sanjy amin'izao andro lehibe nanamasinana azy ho Diakra izao, dia tongava soa ilay andro lehibe hanorosana anao ho Mpanompon'ny Avo.

Roma, bazilikan'i Md Pancrazio, sabotsy 23 febroary 2008.