Inviato da superadmin il Mar, 27/06/2006 - 13:42
Nanomboka tamin'ny hirahira sy dihy vakodrazana tao amin'ny Ambassade ny 24 jiona hatramin'ny sasak'alina. Dia nitohy tany ivelany ho an'ny sasany mbola te hanohy.
Ny ampitso kosa dia notohizana tamin'ny lamesa sy fiaraha-misakafo sy korana indray : sary ATO.