Inviato da superadmin il Dom, 03/07/2016 - 20:30    
    
  
Misaotra indrindra ny Fikambanan-dr'i masera Petites Sœurs de Jésus etsy EUR, Roma, nandray ny Ankohonana androany alahady 3 jolay. Vao tsy ela manko izay no natomboka ny fisintahana ny chapelle San Macuto indray alahady isam-bolana (arakaraky ny trano afaka mandray) mba hanomezana aina sy hampitombo bebe kokoa ny Fiombonana ara-panahy sy ara-piarahamonina eto anivontsika eto Roma.
















































































