Tu sei qui

Fihaonana tamin'ny Eveka namonjy ad limina

Inviato da superadmin il Dom, 30/03/2014 - 19:12

Teny amin' ny eglizin'i Santa Maria della Visitazione, via dei Crispolti, 142/144 - 00159 Roma no nifamotoana ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo nihaona tamin'ny sasany tamin'ireo eveka tonga hamonjy ny famangiana "ad limina". Eveka 17 no tonga niara-nisaotra an'Andriamanitra tamin'ny lamesa sy niara nikorana sy nifampizara vaovao taorian'izany.