Inviato da superadmin il Lun, 01/04/2013 - 20:18
Alatsinainin'ny Paka 2013, niverina teny Montecassino satria mba malalaka azo ilalaovana ny toerana no misy efitrano afaka nialofana raha sanatria nisy orana, no tsy dia lavitra ho an'ny rhetra fa samy manasa-dalana na ho an'ny avy aty Roma na ny avy any Naples.
(misaotra an'i Sidonie nanome ny sary, miandry izay mbola manana ka tia mizara)
Misaotra an'i Charline nanome ny sary manaraka
Raha mila ny sary original-n'ireto sary ambany ireto (ho-imprimer-na ohatra) dia manorata amin'i hery@serasera.org na 3387442412 fa homena azy gratos izany :-p