Tu sei qui

I libri fanno anche Tetezana

Inviato da superadmin il Sab, 10/09/2011 - 23:39

 

Sombin-tsary nalaina nandritra ilay takarivam-pikoranana nokarakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus.

Ny lohahevitra nitondrana ity hetsika ity moa dia ny hoe "I libri fanno Tetezana", zany hoe "Ny Boky koa dia manao Tetezana", satria ny vokatra azo tamin'ity takariva ity dia entina hiatrehana ny tetikasa "Trano famakiam-boky" any Djangoa, Ambanja ary Antsirabe.

Misaotra ireo rehetra tonga nanohana, sy ireo tsy afaka tonga fa nitondra ny anjara birikiny hatrany.