Tu sei qui

Alin-danonana nandraisana ny taona 2010

Inviato da superadmin il Ven, 01/01/2010 - 16:22

 

Tsy niaraka daholo isika tamin'ity andro ity fa samy mba nikorana kely nilamindamina teny avy. Ka ity izany ny alim-pandihizana teny Cesano nokarakarain'ny Fikambanana "Fraternità malgascia" . Ary amin'ny tahirintsary manaraka ao ny roa hafa.
Misaotra an'i Hasina, Malala ary Volana tamin'ny sary.