Tu sei qui

Voadindry Masera N-D de Compassion

Inviato da superadmin il Lun, 14/09/2009 - 21:13

 

Sary vitsivitsy nalaina nandritra ny fankalazana ny voady nataon'i Sr. Maria Francesca, Sr Maria Oliva, Sr. Maria Sylvia ao amin'ny Fikambanandr'i masera Notre-Dame de la Compassion. Mirary azy ireo hahavita be hatrany amin'ny fanarahana ny Tompo nanoloran'izy ireo tena.